Entrée sokajin-teny
Mots élémentaires sokajy ; teny
Partie du discours locution
Explications en malgache Teny ilazana ny karazan-teny fampiasa hanaovana fehezanteny.
Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
  1. ny matoanteny (ohatra: miteny),
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
  11. ny kian-teny (ohatra: ve).
Maro amin' ireo sokajin-teny ireo indray no mitsinjara ho karazany vitsivitsy [1.1]
 Fandaharana ny teny ho iray karazana [1.13]
Explications en français Classe distributionnelle [1.13]
Vocabulaire 
Tableaux et planches tous les adverbes
tous les pronoms
toutes les prépositions
toutes les conjonctions
tous les articles
toutes les interjections
toutes les particules

Mis à jour le 2023/04/04