Entrée |
anarana
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy:
Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ ¶ Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
- ny matoanteny (ohatra: miteny),
- ny
tambinteny (ohatra: afovoany),
- ny anarana (ohatra: ankizy),
- ny
mpamaritra (ohatra: fotsy),
- ny
mpisolo (ohatra: izy),
- ny
mpanoritra (ohatra: ilay),
- ny
mpampiankin-teny (ohatra: amy),
- ny
mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
- ny
mpampitohy (ohatra: ary),
- ny
tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
- ny
kian-teny (ohatra: ve).
[Rajemisa 1985]
|
| iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana [SLP 1986]
|
Traduction anglaise | name [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
| appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank) [Richardson 1885]
|
Traduction française | nom [Hallanger 1974, SLP 1986]
|
| dénomination [SLP 1986]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
anarana
anarako
anaranao
anarany
anarantsika
anaranay
anaranareo
anaran'
anaran-
anaram-
anara-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
Toponymie |
|
|
Entrée |
Anarana
|
Partie du discours | nom propre (titre de livre ou pièce)
|
Auteur | Rapatsalahy Paul |
Tableaux et planches | Tous les titres
|
|