Entrée | mpanoritra (soritra) | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Sokajin-teny enti-manoritra na manavaka ny anarana. Misy karazany efatra ny mpanoritra, dia
-- ny mpanoritra tsotra (ny trano), -- ny mpanoritra manondro (very ity vary), -- ny mpanoritra anaran-tsamirery (Faly i Bozy), -- ary ny mpanoritra zavatra efa fantatra (tonga ilay vahiny) Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
| ||
Sokajin-teny entina manavaka ny anarana [1.13] | |||
Explications en français | Article [1.13, 1.5] | ||
Vocabulaire | Linguistique | ||
Mots composés |
| ||
Tableaux et planches | tous les articles | ||
Anagrammes | mpanirotra, mpanoritra |
Mis à jour le 2023/01/20 |