Entrée mpampitohy (tohy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Sokajin-teny entina mampitohy teny roa, izay mety ho anarana (ny saka sy ny alika, vady aman-janaka), mpamaritra milaza toetra (tsara sy fy), matoanteny roa (manoratra na mamaky), fehezankevitra roa (handeha aho ary hijanona izy); mpampitohy fehezan-kevitra: teny enti-mampitohy fehezan-kevitra iankinany (nomena valisoa izy satria nianatra tsara)
Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
  1. ny matoanteny (ohatra: miteny),
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
  11. ny kian-teny (ohatra: ve).
[1.1]
 Zanateny mampifandray fehezanteny roa mitovy sokajy na anjara asa [1.13]
Explications en anglais Coordinating conjunction [3.1]
Explications en français Conjonction de coordination [1.13]
Exemples tafasaraka amin-taho no angamba tena fanoratra ara-pitsipika eto satria ny "amana" teny mpampitohy fa ny "amy" no mpa-mpikambana. [2.314]
Vocabulaire 
Mots composés 
Tableaux et planches toutes les conjonctions

Entrée mpampitohy
Partie du discours nom
Explications en malgache Forongo mpanelanelana. [Vocabulaire: Technique] [1.13]
Explications en français Pièce intermédiaire. [Vocabulaire: Technique]
Connecteur. [Vocabulaire: Technique] [1.13]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/09/08