Entrée mpisolo (solo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Sokajin-teny enti-misolo olona na zavatra efa voalaza na tsia, ka mitsinjara ho karazany maro:
-- mpisolo olona (izaho, -nay),
-- mpisolo manondro (ireny ny mpianatra),
-- mpisolo manontany (iza no nilaza izany),
-- mpisolo mampifandray (ny olona izay mandinika),
-- mpisolo malala-kevitra (ny sasany tsy mieritreritra)
Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
  1. ny matoanteny (ohatra: miteny),
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy), [1.1]
 Sokajin-teny entina misolo olona na zavatra [1.13]
Vocabulaire 
Mots composés 
Tableaux et planches tous les pronoms

Entrée mpisolo (solo)
Partie du discours nom
Explications en anglais A substitute [1.7]
Explications en français Celui qui remplace, qui est remplacé [1.3]
 Remplaçant [1.8, 1.5]
 Substitut [1.13, 1.5]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/09/08