|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihinana
Fototeny  2 hinana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy
5 Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina
6 Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny
7 Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to eat; to use up; to embezzle funds [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 manger; consommer; détourner des fonds [1.8]
[mihinaña] 10 manger [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  11  Ary nony nihinana kelikely, hono, izy, dia hoy izy: [2.293]
12  Aza mihinana ny varin' Andriambahoaka re ianareo [2.470]
13  Eo ampanaovana izany anefa, mahazo mihinan-katsaka izay te hihinana ary na firy na firy. [2.472]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Mpanahaka  18  homana, 19  mamahantena, 20  mamango, 21  mambosibosika, 22  mambosika, 23  managorodana, 24  manaoindraimbava, 25  manaorapadango, 26  manaosesimontotra, 27  manaotelimoka, 28  manaotombokorona, 29  manaotombokitsatsy, 30  manaotranga, 31  manaovakimborona, 32  manaovoky, 33  mandrapaka, 34  mandrepoka, 35  manendry, 36  manesika, 37  mangeboka, 38  manoranorana, 39  mianjady, 40  mibibaka, 41  mifotafota, 42  miharaka, 43  mijao, 44  mikesokesoka, 45  miletra, 46  mimontsina, 47  miosanosana, 48  mipaka, 49  misatrasatra, 50  mitelina, 51  mitomboka, 52  mitsamontsamona, 53  mitsingintsingina, 54  miviravira
Kamban-teny rehetra  55  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  56  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)57  mihinàna
Fototeny  58 hinana
Sokajin-teny  59  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihinana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mihinàna, mihinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21