|
|
|
|

Teny iditra1  mamango
Fototeny  2 vango
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mamaly [Tambahoaka] [1.78]
5 mamely [Taisaka] [1.78]
6 Mamely, mikapoka
7 Manesokesoka, mandrapadrapaka, mihinana fatratra [1.1]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 mamango ambia

Fivaditsoratra  mamango, 13 mamonga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09