|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vango
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vely, famelezana [Tambahoaka] [1.78]
4 dona, vely [Taisaka] [1.78]
5 famelezana, fikapohana [Tanala] [1.78]
6 Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)20  vango
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin' ny kirany madinika betsaka izay mihintsana ho azy raha vao fihinina mafimafy ny trondro; matsiro nofo, saingy bebe taolana ny vango: halavany: 75 sm (midina any an-dranomasina ny vango rehefa hanatody eo amin' ny volana Zanvie ka hatramin' ny volana Marsa) [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  23 variété de poisson de mer [1.13]
Voambolana  24  Haibiby: trondro

Fivaditsoratra  vango, 25 vonga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17