Entrée vangoana (vango)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asiana, velezina, kapohina mafy: Novongoany ny zandriny ka nivanditra ny ronjony
Akesokesoka, arapadrapaka [1.1]
Morphologie 
Présent : vangoana, vangoako, vangoanao, vangoany, vangoantsika, vangoanay, vangoanareo, vangoan', vangoan-, vangoam-, vangoa-
Passé : novangoana, novangoako, novangoanao, novangoany, novangoantsika, novangoanay, novangoanareo, novangoan', novangoan-, novangoam-, novangoa-
Futur : hovangoana, hovangoako, hovangoanao, hovangoany, hovangoantsika, hovangoanay, hovangoanareo, hovangoan', hovangoan-, hovangoam-, hovangoa-
Impératif : vangòy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20