Entrée manendry (tendry)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manendrikendrika, mitsaratsara olona foana, manombotomboka: Aza manendry ratsy olona [Rajemisa 1985]
Autres orthographes 

Entrée manendry (tendry)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manondro ho amin' ny toerana iray, hifindra fonenana: Ny Filohan' ny Nosy no manendry azy ho lehiben' ny faritany
¶ Manondro olona ho manao izao sy izao: Manendry mosavy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manendry
nanendry
hanendry
manendre

Entrée manendry (tendry)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihinana hanina kely: Rehefa mifady hanina ny Katolika, dia ny antoandro ihany no misakafo be, fa ny maraina sy ny hariva manendry hanina kely fotsiny [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31