Entrée | tendry | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Fikasihana kely zavatra ¶ Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Tendry valiha ¶ Fihinanana zavatra kely ¶ Teny na didy manondro olona hanao zavatra, na manondro ny zavatra hataony na ny toerana halehany: Tendry avy amin' ny lehibe izany ¶ Fanondroana avy amin' Andriamanitra mahatonga ny olombelona hiharan' izao sy izao: Ry foko ô, mionòna... manaova alahelo hendry -- ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry (Dox) ¶ Fanondroana olona, torotorohana: Tendry mosavy | ||
Dérivations |
| ||
Mots composés, titres, noms |
| ||
Citations | Proverbes contenant le mot tendry | ||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |