|
|
|
|

Teny iditra1  anendrena
Fototeny  2 tendry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#695]
Ohatra  4  Ary hoy izahay, tsara izany, fa aza atao ela loatra no anendrena ny andro. [2.366#194]
5  Isaky ny foko antaimoro sy antambahoaka manana Sorabe, dia misy fianakaviana manana adidy manokana nifandovany, ka ao amin' io fianakaviana io no matetika anendrena ny Katibo. [2.508#221]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12