Entrée | 1 tendrena (tendry) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Kasihina amin' ny loharantsana: Notendreko ny sorony dia niherika izy [1.1] 4 (zavamaneno fitendry) Kasihina mba hamoaka feo: Notendreny ilay gitara ka nangina daholo ny tao an-trano [1.1] 5 Tondroin' ny lehibe na ny fanjakana hanao zavatra na hiasa amin' ny toerana iray: Tamin' ny 1972 izy no notendrena ho any Toamasina [1.1] 6 Asiana mari-tsindrimpeo: Tokony hotendrena ny "a" faharoa amin' ny teny hoe "lalàna" [1.1] 7 Ihinanana kely [1.1] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot tendrena |
Anagrammes | 13 tandrene, tendrena |
Mis à jour le 2023/01/20 |