|
|
|
|

Teny iditra1  fitendrena
Fototeny  2 tendry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Kingalahy izy amin' ny fitendrena lokanga
5 Fihinanana zavatra kely: Raha halain-dra, tsy azo atao na dia fitendrena hanina kely foana aza [1.1]
Voambolana  6  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12