|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitendry
Fototeny  2 tendry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikasika zavamaneno mba hamoahany feo: Mahay mitendry valiha ve ianao? [1.1]
Ohatra  5  mitendry valiha amin-dranomaso latsain' ny nenina sy akoran' ny sakaizany. [1.437#]
6  Ny iray mitendry valiha, ny iray mirebika eo atn-povoan-trano, ary ny sisa mitehaka. [2.649#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Voambolana  11  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  12 mitendry ilo

Teny iditra (2/2)13  mitendry
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 mihinana maraina [Taisaka] [1.78]
Kamban-teny rehetra  16 mitendry hanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17