|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mandrapaka
Fototeny  2rapaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mihinana paraky. [Sihanaka] [1.78]
5Mihinana avy hatrany dia any am-bava.
6Mandray tsy mifidy.
7Mandray tsy mifidy izay rehetra hita. [1.1]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12 mandrapaka
Fototeny  13rapaka
Sokajin-teny  14 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  15to make planks or mats lie level on the floor, etc., all the way around. [1.2]
Haiendriteny 
16 Ny ankehitriny :
17 Ny lasa :
18 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12