|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mitomboka
Fototeny  2 tomboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy kase, misy marika natao tamin' ny vy mahamay matetika: Valopy tsy mitomboka ity. / Mitomboka ny tarehiny
5 Isaina, heverina ho toy ny izy ihany: Mitomboka ihany ny andronao raha marary ianao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 sceller, apposer un cachet [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)11  mitomboka
Fototeny  12 tomboka
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 Mamaky bainga amin' ny angady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 to stab; to pierce [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 donner un coup de bêche ou de lance [1.8]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)21  mitomboka
Fototeny  22 tomboka
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  24 Miandoha: Mitomboka rahampitso ny vakansy (ny fiteny matetika anefa amin' io hevitra io dia ny hoe: miantomboka, na manomboka) [1.1]
Haiendriteny 
25  Ny ankehitriny :
26  Ny lasa :
27  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  28 matomboky, mitomboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12