Entrée (1/8) | 1 tomboka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fandentehana angady amin' ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana amin-java-maranitra [1.1] |
Explications en français |
4 un coup de pioche donné à la terre [1.3] |
Tous les mots composés | 5 12 combinaisons de ce mot |
Entrée (2/8) | 6 tomboka |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache |
8 Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1] |
Explications en français |
9 accusations fausses [1.3] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 12 4 combinaisons de ce mot |
Synonymes | 13 tombotomboka |
Entrée (3/8) | 14 tomboka |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 Fametahana kase amin' ny taratasy, fametahana marika amin-javatra: Tombo-kase ~ tombo-kavatsa [1.1] |
Explications en français |
17 apposition du cachet à une pièce officielle [1.3] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 22 3 combinaisons de ce mot |
Entrée (4/8) | 23 tomboka |
Partie du discours | 24 nom |
Explications en malgache |
25 Vary an-tanety ambolena amin' ny tavy ka jinjaina amin' ny fahavaratra [Taisaka]
[1.1] |
Exemples |
26 Ny vary tomboka dia ny vary maniry amin' ny ala notevezina.
[2.508#]
|
Tous les mots composés | 27 vary tomboka |
Entrée (5/8) | 28 tomboka |
Partie du discours | 29 nom |
Explications en malgache |
30 Fiandohan' asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin' izay atao [1.1] |
Entrée (6/8) | 31 tomboka |
Partie du discours | 32 nom |
Explications en malgache |
33 Bibikely mamorivory fotsy ao anatin' ny ranon' ando maraina izay heverin' ny olona ho mahatonga vay raha voakasika na voahitsaka: Voan' ny tomboka ny tongotr' Isambito Karazana vay mpahazo ny omby [1.1] 34 karazana aretina mpahazo ny olona sy ny biby ateraky ny basiliosin'arina [1.13] |
Explications en français |
35 charbon [1.3, 1.13] 36 anthrax, bubon très douloureux [1.3] 37 charbon bactéridien [1.196] |
Tous les mots composés | 38 3 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 39 Santé 40 Zoologie: art vétérinaire |
Analogues | 41 fanenitra, tetanosy |
Entrée (7/8) | 42 tomboka |
Partie du discours | 43 nom |
Explications en malgache |
44 loaka, lavaka [Bezanozano]
[1.78] |
Entrée (8/8) | 45 tomboka |
Partie du discours | 46 adjectif |
Explications en malgache |
47 bongo: Trano bongo [Bezanozano]
[1.78] |
Anagrammes | 48 kombato, 49 tamboko, 50 tokambo, 51 tombako, 52 tomboka |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |