|
|
|
|

Entrée1  hinana
Radical  2  hana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  fototeny faharoa avy amin' ny fototeny voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ; mbola ny fototeny voalohany hana ihany koa no niavian' ny matoantenin' ny iharana hanina sy ny teny misy sisika na tsofoka om (h-om-ana): homana [1.1]
Explications en français  5  [1.12]
6  [1.3]
Exemples  7  ka amy ny sivy mehery vao nitsahatrin'ny hinana dia vao nijery ny miaramila France indray izay nandihy, ka namelom-bovoka be hiany, sy mitabataba amy ny dihy. [2.59#]
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :
Mots composés 

Anagrammes  13  hanain, hanina, hañina, hinana, ihanan, nahina, nihana

Mis à jour le 2024/07/25