Entrée | 1 homana (hana) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache | 3 Mihinana: Tsy homan-kena izahay anio 4 Mandany zavatr' olona ho an' ny tena: Homana ny volam-bahoaka io mpiasam-panjakana io 5 Mahazo: Mba tsarovy ny namana fa homana be ise amin' io asa io [1.1] |
Explications en anglais | 6 to eat ; to extort ; to bite (of fish) ; cf. hanina, hinana; [1.7] |
Explications en français | 7 manger ; extorquer ; mordre (se dit des poissons) ; cf. hanina, hinana [1.8] |
Exemples |
8 Raha sakafo no manimanitra, mazoto homana ny mpihinana. [2.470] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot homana |
Anagrammes | 23 homana, manoha |
Mis à jour le 2023/05/25 |