|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 kinga
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kinga ery Ikoto rehefa miasa.
4Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto.. [1.1]
5maila-pihetsika. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6clever, quick, shrewd. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7habile, leste. [1.8, 1.13]
8adroit, agile. [1.13]
Ohatra  9 kinga sy maha miafina koa ry ilay matsaka [2.470]
10 Nisy mpitoraka kinga iray efa nomanina amin' ireo mpanotrika akaiky. [2.472]
Haiendriteny 
11 Tsotra :
12 Filaza mandidy :
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  19kingakinga
Mpanahaka  20 fanalo, 21 lahilahy, 22 mailaka, 23 mailamailaka, 24 malady, 25 malaky, 26 mariadriaka, 27 marisika, 28 matselaka, 29 mavibika, 30 mavika, 31 mavitribitrika, 32 mavitrika, 33 mivikiviky, 34 tselika
Kamban-teny rehetra  35kinga saina

Teny iditra (2/3)36 kin
Sokajin-teny  37 filaza mandidin' ny mpamaritra kinga [Fitanisana]
Ohatra  38 Ary ialahy, ry Dera, mba kingà  sy mahaiza mihetsika, fa misy zavatra kendreko amin' ialahy amin' izao fahatongavan' izy telo mianaka aty izao. [2.4]

Teny iditra (3/3)39 kinga
Sokajin-teny  40 anarana
Fanazavàna teny frantsay  41petit cours d'eau, ruisseau, affluent.
42§ tanandranoboka, vinany.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  43 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  44 kangy, 45 kingà, kinga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03