Entrée fahakingana (kinga)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [1.1]
Explications en anglais Cleverness, quickness [1.7]
Explications en français Habileté, adresse [1.8]
Exemples Varotra sy fialam-bola no ifanaovany amin' ireo ary fahakingana sy fanekena azy amin' ny asa mafy kosa no ilainy amin' ny mpiasany. [2.470]
Synonymes fahakinga ~ hakinga

Mis à jour le 2023/10/21