Entrée | matselaka (tselaka) | ||
Partie du discours | adjectif | ||
Explications en malgache | Kinga sy mailaka amin' ny asa atao: Mahafinaritra io mpanampy ahy io fa matselaka Haingan-tsaina sady haingam-pamaly: Matselaka io mpianatra io fa tsy mbola vita akory ny fanontaniana amin' ny marika an-tsaina dia efa voalazany sahady ny valiny [1.1] | ||
Explications en anglais | Quick, prompt [1.7] | ||
Explications en français | Prompt à comprendre, à agir [1.8] | ||
Mots composés |
| ||
Mis à jour le 2023/01/20 |