|
|
|
|

Teny iditra 1  tselika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hamailahana, fitsoriahana dia tsy hita, hakingana eo am-pakana zavatra ka tsy hitahita akory dia jasa midify: An-tselika no nakan' ilay haka ny angadiko teto [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tselika

Fivaditsoratra  20 letsaky, 21 litsake, tselika

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04