|
|
|
|

Teny iditra 1  fanalo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana nentina nilazana ireo tandefona mahay sy be herim-po ary mailaka [1.1]
Ohatra  4  Indreo ianareo fanalo Manisotra, hoy ny Ombalahibemaso sady nitsiky izy [2.298#]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fanalo

Fivaditsoratra  6 falano, fanalo, 7 fanola

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26