Entrée (1/4) | 1 vinany |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Vava fidiran' ny renirano amin' ny ony, na ny ony amin' ny ranomasina [1.1] |
Explications en anglais |
4 the confluence of two rivers; the estuary of a river at a lake or at the sea [1.7] |
Explications en français |
5 confluent de deux rivières; embouchure ou estuaire d'un fleuve [1.8] |
Tous les mots composés | 6 16 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 7 Géographie: (en général) |
Entrée (2/4) | 8 vinany |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en malgache |
10 Eritreritra na tsindrimandry amin' ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny ante no ilazako izany e! Nofinofy sy hevi-dravina kitoatoa na anjoanjo: Ialahy ity koa dia manao vinany mihitsy! Zavatra na teti-dratsy, hasomparana: Tandremo sao manao vinany aty aminay aty a!) [1.1] |
Explications en anglais |
11 a guess, a conjecture; a prediction [1.7] |
Explications en français |
12 conjecture; prédiction [1.3, 1.8] 13 divination, prophétie action d'estimer, de calculer peu à près [1.3] |
Exemples |
14 Tsy dia fantatro tsara akory izay nolazainy, fa araka ny vinaniko dia toa izany no nataony
[2.471]
|
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 28 4 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 29 Philosophie |
Entrée (3/4) | 30 vinany |
Radical | 31 vina |
Partie du discours | 32 nom vina et pronom |
Explications en anglais |
33 its probability [3.1] |
Explications en français |
34 sa probabilité [3.1] |
Entrée (4/4) | 35 Vinany |
Mots élémentaires | 36 vinany |
Partie du discours | 37 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Vocabulaire | 38 Géographie: agglomérations |
Anagrammes | 39 Niniva, 40 vaniny, 41 vinany, Vinany |
Mis à jour le 2025/10/18 |
![]() |