Entrée maminany (vinany)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Milaza mialoha noho ny tsindrimandry: I Jeremia noanisan' ny naminany ny faharavàn' i Jerosalema
¶ Manao vinany arakeviny fotsiny: Moa ve tsy efa naminany izao toe-javatra ankehitriny izao aho? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to guess; to predict [Hallanger 1973]
Définition française conjecturer, prédire, deviner, prophétiser [Abinal 1888]
 deviner; prédire [Hallanger 1974]
Morphologie 
maminany
naminany
haminany
maminania

Mis à jour le 2011/09/20