Index

Proverbes : mandrosoa

Proverbe 1Kambavy janga tsy fanao mandrosoa. [2.415 #3012]
Traduction françaiseFemme à qui on ne dit pas : entrez. [2.415 #3012]
Interprétation françaiseSurnom donné aux prostituées. [2.415 #3013]

Proverbe 2Manjohijohy miditra tsy misy mpanao mandrosoa, toy ny totozy kely miditra an-davaka. [2.415 #4048]
Manjohizohy miditra tsy misy mpanao mandrosoa, toy ny totozy kely miditra an-davaka. [2.653 #1623, 2.558]
Traduction françaiseEntrer dans une maison à petits pas pressés en baissant la tête sans trouver quelqu' un qui vous dise : entrez, c' est faire comme la souris qui entre dans le trou. [2.415 #4048]

Proverbe 3Ny nenina tsy aloha hananatra, fa aoriana handatsa. [2.415 #6428]
Ny nenina tsy eo aloha hojerena, fa aoriana handatsa. [2.558 #3169]
Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. [1.1]
Ny nenina tsy mba mipetraka hatao mbay lalana, tsy mitsidika hatao mandrosoa, tsy aloha hananatra, fa aoriana handatsa. [2.415 #6429]
Ny nenina tsy mba roahina eo aloha, tahaka ny ondry ; fa avy manaraka, tahaka ny alika. [2.653 #2362, 1.1]
Ny nenina tsy mba roahina eo aloha, tahaky ny ondry ; fa avy manaraka tahaka ny alika. [2.974 #454]
Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaky ny ondry, fa avy manaraka tahaky ny alika. [2.415]
Ny nenina tsy mipetraka hatao "Mbay làlana" , ary tsy mitsidika hatao "Mandrosoa" , fa aoriana vao mandatsa. [2.165]
Toy ny nenina : tsy mitsidika hatao mandrosoa, tsy mipetraka atao mbay lalana, fa aoriana vao avy mandatsa. [2.558]
Traduction françaiseLe regret n' est pas assis pour qu' on lui dise: "Laissez-moi passer" , et il ne frappe pas à votre porte pour qu' on lui dise: "Entrez" , mais ce n' est qu' après qu' il' vous insulte. [2.165]
Le regret ne vous précède pas, comme font les brebis, il vous suit comme font les chiens. [2.974 #454]
Le remords ne marche pas en avant comme les brebis qu' on pousse devant soi, il suit comme les chiens. [2.415 #6430]
Le remords n' est pas comme quelqu' un d' assis à qui on demande la permission de passer, ce n' est pas quelqu' un qui fait visite et à qui on dit d' entrer : il ne vient pas avant l' acte pour avertir, mais après pour reprocher. [2.415 #6429]
Le remords n' est point un conseiller prévenant, mais un critique de ce qui a été fait. [2.415 #6428]
Interprétation françaiseC. à. d. il arrive à votre insu et en ennemi. [2.165]
Il ne vient qu' après l' action. [2.415 #6430]

Proverbe 4Sodokan' ny atao mandrosoa, ka miantsampy eny an-toeran' entana. [2.558 #3913, 2.653]

Proverbe 5Vady tsy vita fisaorana : hanao haody menatra, hiandry ny mandrosoa toa tsy hisy. [2.558 #319]

Index