Entrée mananatra (anatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Manao na manipy torohevitra, manoro izay tokony hatao: Isan-kariva i dadabe fahizay tsy tapaka nananatra anay
¶ Manao hafatrafatra: Talohan' ny hiainganay, dia nananatra mafy i dada sy i neny
¶ Mitezitra, mandevilevy: Nanao kitoatoa ise ka tsy maintsy mananatra anise toy izao aho
Explications en anglais  [Richardson 1885, Hallanger 1973] to advise; to rebuke
  [Richardson 1885] to warn, to admonish, to chastise.
¶ In the provinces it means to teach.
Explications en français  [Hallanger 1974] conseiller
Morphologie 
mananatra
nananatra
hananatra
mananara
Exemples 
1 [Dahle: Angano] Raha mananatra ny adala dia ny lambany no ariany;
2 [Rainitovo: Antananarivo] Sady mananatra anareo aho No mananatra ny tenako!
Citations 

Mis à jour le 2022/09/07