Entrée anatra
Partie du discours nom
Définition malgache Torohevitra, fanorotoroana: Araho tsara ny anatry ny ray aman-dreny
¶ Fananarana, fampitandremana: Anatra lehibe ho anao izao fahavoazanao izao
¶ Hafatrafatra, filazalazana: Nanome anatra mafonja vitsivitsy ny filoha talohan' ny hiaingan' ireo hanao fanompoam-pirenena [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise advice, admonition [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 counsel, instruction, correction, reproof, rebuke [Richardson 1885]
Traduction française conseil, admonition [Hallanger 1974]
Dérivations 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31