|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandatsa
Fototeny  2 latsa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maneso olona na manao teny maharary noho ny fahavoazany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to reproach [1.2, 1.8]
6 to upbraid [1.2]
7 to insult [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 injurier, insulter [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Voambolana  13  Ontam-po
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15  mandatsà
Fototeny  16 latsa
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandatsa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mandatsà, mandatsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21