Entrée |
toerana
(toetra)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataovy amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra ¶ Fipetraka, fitoetra: Tsy tiako ny toeran' ity trano ity. [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | a place [Hallanger 1973]
|
Explications en français | lieu, endroit, situation, emplacement [Hallanger 1974, SLP 1986]
|
Morphologie |
toerana
toerako
toeranao
toerany
toerantsika
toeranay
toeranareo
toeran'
toeran-
toeram-
toera-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
|