|
|
|
|

Teny iditra1  ondry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Biby fiompy fianakaviam-ben' ny biby mpandinika, rakotra volo matevina ny tenany, izay fantatra amin' ny anarany hoe "volonondry". Ny feon' ny ondry rehefa maneno dia atao hoe mibarareoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a sheep. Ovis platyura, var. ondrikondry and aondry are used in the provinces. [swa. Kondoo.] [1.2]
5 a sheep [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 mouton [1.54, 1.13]
7 mouton, brebis [1.8]
Voambolana  8  Haibiby: mampinono
Mpanahaka  9  ondrikondrika
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 22 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 Indro, indro, ondry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21