Entrée tahaka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Misy fitoviana: Taha-dray lahy ity zaza ity! [1.1]
 dika mitovy [1.13]
Explications en anglais like, similar to [1.2, 1.7]
 as [1.2]
Explications en français semblable, pareil [1.8]
 copie [1.13]
Morphologie 
Simple tahaka, tahaky, taha-
Impératif tahafa
Dérivés 
 
Mots composés 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony. [2.324]
2Olona tahaka ny inona izy izany, ry dada? [2.470]
3Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany. [2.472]
Proverbes 

Entrée ta-haka (ta, aka)
Partie du discours locution

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31