|
|
|
|

Entrée (1/3)1  taha-
Partie du discours  2  forme morphologique de tahaka

Entrée (2/3)3  taha
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  fanomezan'ny mpampirafy ny vadiny tranainy rehefa maka vady vaovao izy: Manome taha [Taisaka] [1.78]
6  Karazan-tsazy atao onitry ny zavatra tsy ara-dalàna natao tamin' olona
Vola na zavatra nomen' ny lehilahy ny vadiny voalohany raha manaiky ny hirafy amin' ny vehivavy hafa io vehivavy io
Onitra nomen' ny mpiampanga ilay olona nampangaina raha ohatra ka voamarin' ny fampinomana fa tsy manan-tsiny ilay io
Fampitoviana olona na zavatra maro mba hahafantarana izay tsara na lehibe na ambony kokoa
Vola alatsaka ao anaty renirano hitana mba ho tafita soa aman-tsara ireo mita [1.1]
Explications en anglais  7  a payment of compensation; a comparison [1.7]
Explications en français  8  compensation, dédommagement : comparaison [1.8]
9  taux [1.13]
10  (toute l'île). Dédommagement donné par l'accusateur à l'accusé lorsque celui-ci était reconnu innocent ayant surmonté l'épreuve ordalique. Voirhazontaha. Aussi : préparations végétales propitiatoires, souvent accompagnées de menue monnaie, qu'on jetait dans la rivière avant de passer à gué, pour ne pas être happé par les crocodiles. [1.196]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  31  2 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  32  Botanique

Entrée (3/3)33  taha
Partie du discours  34  nom
Explications en malgache  35  fitsaboana [Tambahoaka] [1.78]
36  fitsaboana [1.13]
Explications en français  37  soin [1.13]
Tous les mots composés  38  taha fery
Vocabulaire  39  Santé

Anagrammes  40 hata, hatà, 41 taha

Mis à jour le 2025/10/18