Entrée mampitaha (taha)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mampifanatrika zavatra na olona roa ka tombanana iza no isaratsara kokoa amin' izy ireo: Andeha hampitaha lakana sy zahatra ve ianao? [1.1]
Explications en anglais To compare one thing with another [1.7]
Explications en français Comparer, faire confronter [1.8]
Exemples Mandanja, mampitaha, mifantina : izany no ataontsika hatrany hatrany. [1.379]
Morphologie 
Présent : mampitaha
Passé : nampitaha
Futur : hampitaha
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20