Entrée ta
Partie du discours particule [liste complète]
Explications en malgache Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny Hi na Ho: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1]
Explications en anglais a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tenses : ta-hanào: to want to do [1.2]
 prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : ta-hanào: to want to do something [1.7]
Explications en français préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: ta-hanao: vouloir ou aimer faire; [1.8]
Analogues  te- ~ ti-

Entrée ta
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanosy] tanalahy [1.78]
Explications en anglais a provincial word for a chameleon. See tana [1.2]
Vocabulaire 

Entrée ta
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny feo heno avy amin' ny fidonan' ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana
¶ Fanahafana feon-javatra toy ny an' ny tantanana mipaika amin' ny hazo, basy mitefoka, sns [1.1]
Explications en anglais the sound of the beating of a hammer or the explosion of a rifle. [1.2]
Vocabulaire 

Entrée ta
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] fitazonana [1.78]

Entrée ta
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Provincial] a lamp. [Swa. taa.] [1.2]

Entrée ta~
Partie du discours préfixe [Mots avec ta~]
Explications en malgache Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin' ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr' ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka [1.1]
Explications en anglais a prefix joined to many roots making nouns indicating those things having essentially the property of the root, as: tafotsiny [1.2]

Entrée ta
Partie du discours adjectif
Explications en français an' ialahy, an' ise [1.66]

Entrée TA
Partie du discours nom (acronyme) [liste complète]
Explications en français Tananarive Antsirabe [3.1]
Tableaux et planches acronymes
 

Entrée Ta
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache Singa mivaingana, faha-73 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais tantalum [3.1]
Explications en français tantale [3.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2022/08/14