Entrée tahafina (tahaka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza ny olona izay itovizana, ka ny fitovitovizana amin' ny endrika sy ny toetra indrindra no lazaina amin' izany: Raibeny no tahafin' ity zaza ity [1.1]
Explications en anglais To be imitated [1.7]
Explications en français Qu'on imite [1.8]
Morphologie 
Présent : tahafina, tahafiko, tahafinao, tahafiny, tahafintsika, tahafinay, tahafinareo, tahafin', tahafin-, tahafim-, tahafi-
Passé : notahafina, notahafiko, notahafinao, notahafiny, notahafintsika, notahafinay, notahafinareo, notahafin', notahafin-, notahafim-, notahafi-
Futur : hotahafina, hotahafiko, hotahafinao, hotahafiny, hotahafintsika, hotahafinay, hotahafinareo, hotahafin', hotahafin-, hotahafim-, hotahafi-
Impératif : tahafo

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20