|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manahaka (hahaka)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Manofa (vary, kafe, ets) [1.78]
4  Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto? [1.1]
5  Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono [1.1]
6  Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika [1.1]
Explications en anglais  7  To scatter, to disperse [1.7]
Explications en français  8  Disperser, éparpiller [1.8]
Exemples  9  Mangina ny tany, ny zava-drehetra Toa tony dia tony manahaka izany! [2.285#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Synonymes  14  mañakake

Entrée (2/2)15  manahaka (tahaka)
Partie du discours  16  verbe actif
Explications en malgache  17  Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy [1.1]
Morphologie 
18  Présent :
19  Passé :
20  Futur :
21  Impératif :

Anagrammes  22  kamahana, manahaka

Mis à jour le 2023/01/20