Entrée |
miandry
(andry)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Mijanona eo amin' ny toerana anankiray ambara-pahatongan' ny olona na zavatra iray:
Miandry ny zanaho eto aho / Enimpolo taona no niandry ny fahafahana ny Malagasy ¶ Tsy miala eo amin' ny toerana iray na eo ankilan' ny olona na zavatra iray mba hiambina azy:
Miandry ny entanay any an-tsena izy ¶ Mitily olon-dratsy:
Miandry mpangalatra ¶ Mitoetra eo ankilan' ny marary iray mba hikarakara azy:
Iza no hiandry an-drainareo eny amin' ny hopitaly rahariva? [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to wait, to be expecting; to wait for, to expect, to watch, to tend, to herd. [Richardson 1885]
|
| to watch, to guard; to wait, to wait for [Hallanger 1973]
|
Traduction française | attendre; surveiller, garder [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
|