Entrée | tompo | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | Master, owner; sir [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Maître, propriétaire [1.8] | |||||||||||||||
Morphologie |
| |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Zoonymes |
| |||||||||||||||
Anthroponymes |
| |||||||||||||||
Hyponymes | ||||||||||||||||
Toponymes |
| |||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot tompo | |||||||||||||||
Article | Randzavola: tompo ao amin' ny Baiboly | |||||||||||||||
Entrée | Tompo | |||||||||||||||
Partie du discours | nom propre (biblique) | |||||||||||||||
Explications en anglais | Tompo [2.996] | |||||||||||||||
Lord [2.996] | ||||||||||||||||
Explications en français | Seigneur [2.996] | |||||||||||||||
Vocabulaire | Ecritures Saintes | |||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Article | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Tompo | |||||||||||||||
Mis à jour le 2023/05/31 |