|
|
|
|

Teny iditra1  tompon' ny laka
Singan-teny  2 tompo, 3 laka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin' ny misy azy eo
6 mahazo toerana tsara ahafahana manao izay tiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to win acceptance; to arrive in a favorable situation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qui est accepté; qui se trouve en bonne position [1.8]
Tovy hevitra  9 mahazo laka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12