Entrée mahazo laka (azo, laka)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin' ny misy azy eo
¶ mahazo toerana tsara ahafahana manao izay tiana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to win acceptance; to arrive in a favorable situation [Hallanger 1973]
Définition française qui est accepté; qui se trouve en bonne position [Hallanger 1974]
Synonymes tompon' ny laka
Exemples Ny sisa, ireo toetra mitovy loko amin' ny vintany sy anjarany, no mahazo laka sy tonga be ambainy. [Andraina: Mitaraina, page 11]

Mis à jour le 2014/09/11