Entrée manompo (tompo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa
¶ Manao ny raharaha rehetra amin' olona iray, toy ny mpikarama: Izaho ho faty manompo anareo mianakavy, ianareo kosa misonanina fotsiny ao an-trano madio [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manompo
nanompo
hanompo
manompoa
Mots composés, titres, noms 

Entrée manompo (tompo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tambahoaka] mararin'ny nendra [Rakotosaona 1975]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2013/04/05