Entrée tompony mangataka atiny (tompo, hataka, aty)
Partie du discours locution
Définition malgache olona mangataka amin' ny zavatra izay azy ihany teo aloha (angamba olona nivarotra omby no nahatonga ny fitenenana, ka nony lafo ilay omby izy indray no nangataka ny atiny tamin' ilay nividy) [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31