|
|
|
|

Teny iditra1 tinompo
Fototeny  2tompo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Voatompo, notompoina: Ny Tanindrazana no notinompony hatramin' ny fahatanorany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5qu’on a servi, à qui l’on a obéi. [1.3#721]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voatompo

Fivaditsoratra  10 mpitono, 11 tinompo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12