|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tompon-tany
Singan-teny  2 tompo, 3 tany
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny mipetraka sy monina amin' ny tany iray, mifanohitra amin' ny vahiny mpiavy avy ivelany [1.1]

Teny iditra (2/2)6  tompontany
Singan-teny  7 tompo, 8 tany
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Karazam-bibilava mitovitovy amin' ny tompondrano ihany saingy mena ny tapaky ny rambony; karazana efa mihavitsy izy ireo [1.1]
Voambolana  11  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Fivaditsoratra  tompon-tany, tompontany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21