Entrée mitompo (tompo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mikiry amin' ny heviny [1.1]
Exemples 
1Ny firenena sasany angamba, indrindra ny Tandrefana toa mitompo loatra amin' ilay safidy amam-piniavana izakany ny tenany; [2.296]
2Sarotra no mitompo teny fantatra hoe iza amin'ireo fanafody amboarina ao an-trano no tena mandaitra ary iza no tsy mandaitra. [2.424]
Morphologie 
Présent : mitompo
Passé : nitompo
Futur : hitompo
Impératif : mitompoa
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/10/06