|
|
|
|

Teny iditra1  vizana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova: Vizan' ny niandry azy aho ka farany Lasa nody tany an-trano
4 Reraka, osa: Vizana mafy loatra aho ka aoka kely aloha mba handrihandry eto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 tired; weary or cramped from holding one position [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude [1.3#838]
7 las, fatigué [1.8]
Ohatra  8  Ny andro ity mafanafana ihany ka sao vizana ambony ihany ianao raha manaraka ahy amin' ny alehako any. [2.470]
9  Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona. [2.472]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  29 vizaka
Mpanahaka  30  disaka, 31  fotsyangola, 32  honaka, 33  lanaka, 34  mangana, 35  marafoka, 36  masaka, 37  matyhentona, 38  mirozirozy, 39  monaina, 40  refona, 41  reraka, 42  ronaka, 43  ronjana, 44  rontsona, 45  sasatra, 46  savolaina, 47  tominjana, 48  toro, 49  torovana, 50  trotraka, 51  tsymahahetsika, 52  vahotra, 53  valaka, 54  valalanina, 55  vizaka
Kamban-teny rehetra  56  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  57  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  58 vazina, vizana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09