Entrée (1/2) | 1 sasatra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
7 mahatsiaro ny tena ho tsy manan-kery, noho ny asa mafy natao. Sasatry ny asa tany Rakoto ka vao tonga dia nidaboka. 8 Sosotra. sasa-miandry azy aho. 9 Jereo valaka. [1.1] |
Explications en français |
10 fatigué [1.3, 1.5] |
Exemples |
11 sasa-miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre) [1.3] 12 sasatry ny miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre) [1.3] 13 ary aiza hianao no hahita izay mpandeha tsy mba ho sasatra? [2.131] |
Morphologie |
|
Synonymes | 16 valaka, vizana, relaka |
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot sasatra |
Entrée (2/2) | 21 sasatra |
Partie du discours | 22 adjectif |
Explications en malgache |
23 zava-bitsy [Sihanaka]
[1.78] |
Mis à jour le 2023/07/26 |